Jeremiah 51:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hamaliako ny sarin-javatra voasokitra ao koa; ary hitoloko manerana ny taniny rehetra ny voatrobaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro avy ny andro, - teny marin’i Iaveh, - hamangiako ny sampiny, ka hitoloko eran’ny taniny rehetra ny vonoina ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia ho avy ny andro hirotsahako an-tsehatra hamely ireo sarivongan-tsampin’i Babilôna. Ho re manerana ny taniny ny tolokon’ireo maratra.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hamaliako ny sarin-javatra voasokitra ao koa; Ary hitoloko eran'ny taniny rehetra ny voatrobaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay hamaliako ny sarin-javatra voasokitra ao koa; ary hitoloko manerana ny taniny rehetra ny voatrobaka.
malagasy
Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hamaliako ny sarin-javatra voasokitra ao koa; Ary hitoloko eran'ny taniny rehetra ny voatrobaka.