Jeremiah 51:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injany misy feo mitaraina avy any Babilona ary fandringanana be avy any amin’ny tanin’ny Kaldeana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Injany misy horakoraka manako any amin’i Babela any: loza lehibe any amin’ny Kaldeanina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy feo miantso vonjy avy any Babilôna: fandringanana goavana no re avy ao amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin'ny tanin'ny Kaldeana!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injany misy feo mitaraina avy any Babilona ary fandringanana be avy any amin’ny tanin’ny Kaldeana!
malagasy
Injany! misy feo mitaraina avy any Babylona sy fandringanana be avy any amin'ny tanin'ny Kaldeana!