Jeremiah 51:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandosira hiala an’i Babilona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo, fa izao no andro famalian’NY TOMPO; Izy no hamaly azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandosira lavitra an’i Babilôna ianareo, ary samia mamonjy ny ainy! Aoka tsy ho faty noho ny fahotany ianareo fa andro famalian’i Iaveh izao; ka hamaly azy araka izay mendrika azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandosira hiala an’i Babilôna ka samia manavo-tena ianareo, fandrao hiara-devona aminy noho ny sazim-pahotàny; fa fotoana famalian’ny TOMPO azy izao ka valiany araka ny sahaza azy izy.
Malagasy Bible 1865
Mandosira hiala an'i Babylona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; Aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo; Fa izao no andro famalian'i Jehovah, Izy no hamaly azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandosira hiala an’i Babilona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo, fa izao no andro famalian’NY TOMPO; Izy no hamaly azy.
malagasy
Mandosira hiala an'i Babylona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; Aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo; Fa izao no andro famalian'i Jehovah, Izy no hamaly azy.