Jeremiah 51:60 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nosoratan’i Jeremia tao amin’ny boky iray ny loza rehetra izay hanjo an’i Babilona, dia ireo teny rehetra ireo, izay voasoratra ny amin’i Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosoratan’i Jeremia tamin’ny boky iray avokoa, ny loza hanjò an’i Babilôna, dia ireo teny rehetra voasoratra ny amin’ny Babilôna ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nosoratan'i Jeremia teo amin'ny boky iray ny loza rehetra izay hanjo an'i Babylona, dia ireo teny rehetra ireo, izay voasoratra ny amin'i Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nosoratan’i Jeremia tao amin’ny boky iray ny loza rehetra izay hanjo an’i Babilona, dia ireo teny rehetra ireo, izay voasoratra ny amin’i Babilona.
malagasy