Jeremiah 51:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Seraia: Rehefa tonga any Babilona ianao dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Saraiasa: Rehefa tonga any Babilôna ianao dia tandremo ny mba hamaky ireo teny ireo, dia ataovy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tonga any Babilôna ianao, dia imasoy ny hamaky mafy ireo teny rehetra ireo;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jeremia tamin'i Seraia: Rehefa tonga any Babylona ianao, dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jeremia tamin’i Seraia: Rehefa tonga any Babilona ianao dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo
malagasy
Ary hoy Jeremia tamin'i Seraia: Rehefa tonga any Babylona ianao, dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo,