Jeremiah 51:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao hoe: TOMPO ô, Ianao no niteny hamely ity tany ity ka handringana azy ary tsy hisy hitoetra eto, na olona, na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no nilaza ny amin’ity fitoerana ity fa horavana izy, ka tsy hisy honina eto intsony, na olona na biby, fa ho tany maty mandrakizay izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy eo dia milazà hoe: ‹Ny tenanao mihitsy, TOMPO ô, no niteny taminay fa handringana ity tanàna ity ka tsy hisy hitoetra eto intsony na olona na biby fa fahonenana mandrakizay izy.›
Malagasy Bible 1865
ka manaova hoe: Jehovah ô, Hianao no niteny hamely ity tany ity handringana azy, ka tsy hisy hitoetra eto, na olona na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao hoe: TOMPO ô, Ianao no niteny hamely ity tany ity ka handringana azy ary tsy hisy hitoetra eto, na olona, na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.
malagasy
ka manaova hoe: Jehovah ô, Hianao no niteny hamely ity tany ity handringana azy, ka tsy hisy hitoetra eto, na olona na biby, fa ho tany lao mandrakizay izy.