Jeremiah 51:63 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tapitra ny famakiako ity boky ity, dia asio vato mifehy aminy, ka atsipazo any afovoan’i Eofrata any izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitanao ny famakiana ny horonan-taratasy, dia afatory amin’ny vato iray izy, ary atsipazo ao amin’ny ony Eofrata;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity, dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izy,
malagasy
Ary rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity, dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izy.ka ataovy hoe: Toy izao no hilentehan'i Babylona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ka dia ho reraka izy. Hatreto no tenin'i Jeremia.