Jeremiah 51:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa teneno hoe: Toy izao no hilentehan’i Babilona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ary ho reraka izy. Hatreto no tenin’i Jeremia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ataovy hoe: Toy izao no hilentehan’i Babilôna, sy tsy hifongarany intsony, avy amin’ny loza hahàtrako aminy, fa ho lavo lany hery izy. Hatreo ny tenin’i Jeremia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady ataovy hoe: «Tahaka an’izao no hilentehan’i Babilôna ka tsy hipoirany intsony noho ny loza hataon’ny Tompo mihatra aminy.» «Izany no isasaran’ireo firenena»: mifarana eto ny tenin’i Jeremià.
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Toy izao no hilentehan'i Babylona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ka dia ho reraka izy. Hatreto no tenin'i Jeremia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa teneno hoe: Toy izao no hilentehan’i Babilona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ary ho reraka izy. Hatreto no tenin’i Jeremia.
malagasy
ka ataovy hoe: Toy izao no hilentehan'i Babylona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ka dia ho reraka izy. Hatreto no tenin'i Jeremia.