Jeremiah 51:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Babilona dia kapoaka volamena teny an-tanan’NY TOMPO, izay nahamamo ny tany rehetra; efa nisotroan’ny firenena ny divainy, koa izany no nahavery saina ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kapoaka volamena teny an-tanan’i Iaveh i Babela, nahamamo ny tany rehetra izy; nisotro ny divainy ny firenena ka tonga mibedibedy foana ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Babilôna dia tsatokaty volamena teo an-tanan’ny Tompo. Nahamamo ny tany manontolo izy; ny divainy efa nisotroan’ny firenena no nahavery saina ireny.
Malagasy Bible 1865
Babylona dia kapoaka volamena teny an-tànan'i Jehovah, Izay nahamamo ny tany rehetra; Ny divainy efa nisotroan'ny firenena, koa izany no nahavery saina ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Babilona dia kapoaka volamena teny an-tanan’NY TOMPO, izay nahamamo ny tany rehetra; efa nisotroan’ny firenena ny divainy, koa izany no nahavery saina ireny.
malagasy
Babylona dia kapoaka volamena teny an-tànan'i Jehovah, Izay nahamamo ny tany rehetra; Ny divainy efa nisotroan'ny firenena, koa izany no nahavery saina ireny.