Jeremiah 51:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tampoka no naharavan’i Babilona sy nahatorotoro azy; idradradradrao izy; makà balisama hatao amin’ny feriny maharary azy, fa angamba ho sitrana ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nianjera tampoka anefa i Babela, ka torotoro; migogogogoa azy; makà diloilo manitra hatao amin’ny feriny; angamba ho sitrana ihany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tampoka no nianjeran’i Babilôna sy nahamontsamontsana azy. –Manaova hira fisaonana ho azy, makà balsama hatao amin’ny feriny. Angamba ho sitrana ihany izy?
Malagasy Bible 1865
Tampoka no naharavan'i Babylona sy nahatorotoroany; Idradradradrao izy; Makà balsama hatao amin'ny feriny maharary azy, fa angamba ho sitrana ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tampoka no naharavan’i Babilona sy nahatorotoro azy; idradradradrao izy; makà balisama hatao amin’ny feriny maharary azy, fa angamba ho sitrana ihany izy.
malagasy
Tampoka no naharavan'i Babylona sy nahatorotoroany; Idradradradrao izy; Makà balsama hatao amin'ny feriny maharary azy, fa angamba ho sitrana ihany izy.