Jeremiah 51:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady hanasitrana an’i Babilona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; afoizo izy ka andeha isika samy handeha ho any amin’ny tanintsika avy; fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin’ny rahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nitady hanasitrana an’i Babela isika, nefa tsy sitrana izy; ka avelao izy, fa andao isika ho any amin’ny tanintsika avy. Satria mahatakatra ny lanitra ny fitsarana azy, sy tafapaka hatrany amin’ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa nitsabo an’i Babilôna izahay saingy tsy nety sitrana izy. Aoka hilaozantsika izy, ka samia mody any an-tanintsika avy! Satria goavana ny fanamelohana mihatra aminy fa mahatakatra ny lanitra sy ny rahona.
Malagasy Bible 1865
Nitady hanasitrana an'i Babylona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; Afoizo izy, ka andeha isika samy handeha ho any amin'ny tanintsika avy; Fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin'ny rahona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady hanasitrana an’i Babilona izahay, nefa tsy nety sitrana izy; afoizo izy ka andeha isika samy handeha ho any amin’ny tanintsika avy; fa mahatakatra ny lanitra ny helony ary mitehika amin’ny rahona.
malagasy