Jeremiah 52:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iraika amby roapolo taona i Zedekia, raha nanomboka nanjaka, ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran’ny reniny dia Hamotala, zanakavavin’i Jeremia avy any Libna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 21 taona i Sedesiasa fony izy tonga mpanjaka; ary 11 taona izy no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amita, zanaka vavin’i Jeremia, avy ao Lobnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 21 taona i Tsedekià fony tonga mpanjakan’i Joda; ary naharitra 11 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala zanakavavin’i Jeremià avy ao Libnà.
Malagasy Bible 1865
Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia avy any Libna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iraika amby roapolo taona i Zedekia, raha nanomboka nanjaka, ary iraika amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran’ny reniny dia Hamotala, zanakavavin’i Jeremia avy any Libna.
malagasy
[Tantaran'ny nahafahana an'i Jerosalema sy ny zavatra nanjo tamin'izany]Iraika amby roa-polo taona Zedekia, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin'i Jeremia avy any Libna.