Jeremiah 52:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no olona izay noentin’i Nebokadnezara ho babo: Tamin’ny taona fahafito dia Jiosy telo amby roapolo sy telo arivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no isan’ny olona nentin’i Nabokodonozora ho babo: Lehilahy avy amin’i Jodà 3.023, tamin’ny taona faha-7;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no isan’ireo olona nasain’i Nebokadnetsara nentina ho babo: tamin’ny taona fahafito nanjakany, Jodeanina 3 023;
Malagasy Bible 1865
Izao no olona izay nentin'i Nebokadnezara ho babo tamin'ny taona fahafito, Jiosy telo amby roa-polo sy telo arivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no olona izay noentin’i Nebokadnezara ho babo: Tamin’ny taona fahafito dia Jiosy* telo amby roapolo sy telo arivo;
malagasy
Izao no olona izay nentin'i Nebokadnezara ho babo tamin'ny taona fahafito, Jiosy telo amby roa-polo sy telo arivo;