Jeremiah 52:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana faharoa amby folo, tamin’ny taona fahafito amby telopolo taorianan’ny namaboana an’i Joiakina, mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona vao nanjakan’i Evila-Merodaka, mpanjakan’i Babilona, dia nasandrany hiala tao an-tranomaizina i Joiakina, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-37 nahababo an’i Joasina, mpanjakan’i Jodà, volana faha-12, andro faha-25n’ny volana tamin’ny taona vao nanjakan’i Evil-Merôdàka, mpanjakan’i Babilôna, dia nampitràka ny lohan’i Joasina mpanjakan’i Jodà izy io, ka navoakany hiala tao an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony 37 taona taorian’ny fanaovana sesitany an’i Jôiakina mpanjakan’i Joda, dia i Evila-Merôdaky no tonga mpanjakan’i Babilôna. Koa tamin’ny volana faha-12 tao anatin’io taona io, nony andro faha-27,, dia nomeny famotsoran-keloka i Jôiakina ka nasainy navoaka ny tranomaizina.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahadimy amby roa-polo tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo tamin'ny taona fahafito amby telo-polo taorian'ny namaboana an'i Joiakina, mpanjakan'ny Joda, tamin'ny taona vao nanjakan'i Evila-merodaka, mpanjakan'i Babylona, dia nasandrany hiala tao an-trano-maizina Joiakina, mpanjakan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana faharoa amby folo, tamin’ny taona fahafito amby telopolo taorianan’ny namaboana an’i Joiakina, mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona vao nanjakan’i Evila-Merodaka, mpanjakan’i Babilona, dia nasandrany hiala tao an-tranomaizina i Joiakina, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahadimy amby roa-polo tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo tamin'ny taona fahafito amby telo-polo taorian'ny namaboana an'i Joiakina, mpanjakan'ny Joda, tamin'ny taona vao nanjakan'i Evila-merodaka, mpanjakan'i Babylona, dia nasandrany hiala tao an-trano-maizina Joiakina, mpanjakan'ny Joda.[Heb. nasandrany ny lohany]