Jeremiah 52:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fivelomany dia nomena tsy tapaka avy amin’ny mpanjakan’i Babilona, araka ny tokony ho anjarany isanandro isanandro tamin’ny andro rehetra niainany, mandra-pahafatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny fivelomany, ny fivelomany hatrany hatrany dia ny mpanjakan’i Babilôna no niantoka azy isan’andro, mandra-pahafatiny, tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa no nahazoan’i Jôiakina tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ny zavatra nilainy araka ny sahaza azy isan’andro mandra-pahafatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hanina nohaniny dia hanina homena avy amin'ny mpanjakan'i Babylona, araka ny tokony ho anjarany isan'andro isan'andro tamin'ny andro rehetra niainany mandra-pahafatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fivelomany dia nomena tsy tapaka avy amin’ny mpanjakan’i Babilona, araka ny tokony ho anjarany isanandro isanandro tamin’ny andro rehetra niainany, mandra-pahafatiny.
malagasy
Ary ny hanina nohaniny dia hanina homena avy amin'ny mpanjakan'i Babylona, araka ny tokony ho anjarany isan'andro isan'andro tamin'ny andro rehetra niainany mandra-pahafatiny.[Na: ny sisim-bolombavany]