Jeremiah 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora ka tsy mahahaino izy. E! Ny tenin’NY TOMPO dia fahafaham-baraka ho azy ireo ka tsy ankamamìny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hitenenako, ary zovy no hiangaviako hihainoany ahy? Indro fa tsy voafora ny sofin’izy ireo, ka tsy mahahaino izy. Indro fa tonga fahafaham-baraka ho azy ireo ny tenin’i Iaveh, ka tsy ankasitrahiny kely akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hitenenako, ary iza no hampandrenesina hihaino ahy? Indro tsentsina ny sofiny, ka tsy afaka handre tsara izy. Manala-baràka azy ny teninao, ry TOMPO, ka tsy ankamamîny.
Malagasy Bible 1865
Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora, ka tsy mahahaino izy; He! tsatsoiny ny tenin'i Jehovah ka tsy ankamaminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora ka tsy mahahaino izy. E! Ny tenin’NY TOMPO dia fahafaham-baraka ho azy ireo ka tsy ankamamìny.
malagasy
Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora, ka tsy mahahaino izy; He! tsatsoiny ny tenin'i Jehovah ka tsy ankamaminy.