Jeremiah 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa feno ny fahatezeran’NY TOMPO aho ka tsy zakako tsindriana intsony izany! Aidino amin’ny ankizy madinika eny an-dalambe sy amin’ny andian-jatovo izany; fa na lehilahy na vehivavy dia hosamborina avokoa, na ny antitra sy efa ela niainana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho anefa, efa feno ny fahatezeran’i Iaveh, ka sasatra ny mitana izany. Aidino amin’ny ankizy eny an-dalambe izany, sy eo amin’ny fivorian’ny zatovo! Fa samy hosamborina avokoa na lahy na vavy, na ny antitra sy ny efa ela niainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno ny fahatezeranao aho, ry TOMPO, ka tsy mahatsindry izany intsony. Afafazo amin’ny ankizy eny an-dalambe sy amin’ny andian-tanora manontolo izany fahatezerako tsy tantinao izany. Fa na lehilahy na vehivavy na ny antitra na izay efa ela niainana dia samy hosamborina avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahatezeran'i Jehovah mahafeno ahy ka tsy zakako tsindriana intsony! Aidino amin'ny ankizy madinika eny an-dalambe sy amin'ny fiokoan'ny zatovo izany; Fa na lehilahy na vehivavy dia hosamborina avokoa, ary ny anti-panahy mbamin'ny ela niainana koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa feno ny fahatezeran’NY TOMPO aho ka tsy zakako tsindriana intsony izany! Aidino amin’ny ankizy madinika eny an-dalambe sy amin’ny andian-jatovo izany; fa na lehilahy na vehivavy dia hosamborina avokoa, na ny antitra sy efa ela niainana koa.
malagasy