Jeremiah 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria hatramin’ny kely ka hatramin’ny lehibe samy manao filàna tsy marina avokoa; hatramin’ny mpaminany ka hatramin’ny mpisorona samy mamitaka avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy mitady tombontsoa avokoa. Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mpamitaka avokoa.
Malagasy Bible 1865
Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa.
malagasy
Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa.