Jeremiah 6:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasiako mpitily teo aminareo hiteny hoe: Henoy ny feon’ny anjomara! Nefa hoy ianareo: Tsy hihaino izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nametraka mpitily teo anilanareo Aho: Ka tandremo ny feon’ny anjomara!» Kanjo namaly izy nanao hoe: «Tsy hotandremanay izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nametrahako mpitily teo aminy, hampaneno ny anjomara fanairana. Kanefa hoy izy hoe: «Tsy ahoanay izany!»
Malagasy Bible 1865
Ary nasiako mpitily ianareo hanao hoe: Henoy ny feon'ny anjomara! Nefa hoy ianareo: Tsy hihaino izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasiako mpitily teo aminareo hiteny hoe: Henoy ny feon’ny anjomara! Nefa hoy ianareo: Tsy hihaino izahay.
malagasy
Ary nasiako mpitily ianareo hanao hoe: Henoy ny feon'ny anjomara! Nefa hoy ianareo: Tsy hihaino izahay.[Heb. izy]