Jeremiah 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa henoinareo, ry Jentilisa, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa ianareo, ry firenena; aoka ho fantatrareo ny hanjò azy, ry fivorian’ny firenena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa henoy àry izao, ry firenen-kafa, fantaro tsara izay hanjo azy.
Malagasy Bible 1865
Koa henoinareo, ry jentilisa, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa henoinareo, ry Jentilisa*, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.
malagasy
Koa henoinareo, ry jentilisa, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.