Jeremiah 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aringako ilay tsara tarehy sy mihantahanta, dia i Ziona zanakavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay tsara tarehy, sy fatra-piangola, ilay zanaka vavin’i Siôna, horavako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro rava ianao ry Tsiôna, tanàna tsara tarehy sy miaingitraingitra!
Malagasy Bible 1865
Ziona zanakavavy dia ampitoviko amin'ny fiandrasan-ondry misy ahitra milenodenoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aringako ilay tsara tarehy sy mihantahanta, dia i Ziona* zanakavavy.
malagasy
Ziona zanakavavy dia ampitoviko amin'ny fiandrasan-ondry misy ahitra milenodenoka.[Na: Aringako ilay tsara tarehy sy mihantahanta, dia Ziona zanakavavy]