Jeremiah 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana Aho no itondrana ditin-kazo mani-pofona avy any Sheba sy veromanitra avy any amin’ny tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo manontolo ary tsy mamiko ny zavatra vonoinareo hatao fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampaninona Ahy izay emboka manitra avy any Sabà, sy izay veromanitra sarobidy avy any an-tany lavitra? Tsy sitrako ny sorona doranareo; tsy mamiko ny soronareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana moa Aho no anafarana vovo-javamanitra avy any Sebà sy veromanitra avy any an-tany lavitra? Tsy sitrako ny sorona dorany manontolo ary tsy teliko ny sorona hafa ataony ho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no itondrana ditin-kazo mani-pofona avy any Sheba Aho sy veromanitra avy any amin'ny tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo, ary tsy mamiko ny zavatra vonoinareo hatao fanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Nahoana no itondrana ditin-kazo mani-pofona avy any Sheba Aho sy veromanitra avy any amin'ny tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo, ary tsy mamiko ny zavatra vonoinareo hatao fanatitra.