Jeremiah 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, misy firenena avy any amin’ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: «Indro misy firenena tamy avy any amin’ny tany avaratra; misy firenena lehibe miainga avy any am-paran’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: Indro misy vahoaka tonga avy any amin’ny tany avaratra, dia firenen-dehibe iray miainga avy any am-paran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, misy firenena avy any amin'ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, misy firenena avy any amin’ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, misy firenena avy any amin'ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany;