Jeremiah 6:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Renay ny lazany ka miraviravy tanana izahay; fahoriana no mahazo anay, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy eo am-piterahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre azy tamy izahay, dia niraviravy tanana, velon-tebiteby, azom-panaintainana, hoatra ny vehivavy miteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renay izany vaovao izany ka niraviravy tanana izahay, sady tratry ny fanaintainana toy ny vehivavy raha miteraka.
Malagasy Bible 1865
Efa renay ny lazany, ka miraviravy tanana izahay; Fahoriana no mahazo anay, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Renay ny lazany ka miraviravy tanana izahay; fahoriana no mahazo anay, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy eo am-piterahana.
malagasy
Efa renay ny lazany, ka miraviravy tanana izahay; Fahoriana no mahazo anay, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.