Jeremiah 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandeha ho any an-tsaha ary aza mankeny amin’ny lalambe; fa manan-tsabatra ny fahavalo, misy fampihorohoroana avy amin’ny manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mivoaka ho any an-tsaha, na mandeha eny an-dalambe, fa mitan-tsabatra ny fahavalo, misy fangorohoroana manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mivoaka ho any an-tsaha, aza mandeha eny an-dalam-be fa ao ny fahavalo mirongo sabatra; ka horohoro hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
Aza mivoaka ho any an-tsaha, ary aza mandeha amin'ny lalambe; Fa manan-tsabatra ny fahavalo, misy fampangorohoroana manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandeha ho any an-tsaha ary aza mankeny amin’ny lalambe; fa manan-tsabatra ny fahavalo, misy fampihorohoroana avy amin’ny manodidina.
malagasy
Aza mivoaka ho any an-tsaha, ary aza mandeha amin'ny lalambe; Fa manan-tsabatra ny fahavalo, misy fampangorohoroana manodidina.