Jeremiah 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho mpizaha toetra ao amin’ny oloko no nanendreko anao, dia ho fiarovana mafy, mba hahafantaranao sy hizahanao toetra ny alehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangana anao eo amin’ny vahoakako Aho, ho mpitaiza toetra sy ho trano mimanda, mba hahalalanao sy hizahanao toetra ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko toy ny misedra vy ianao, ry Jeremià, mba hizaha toetra ny vahoakako: hofantarinao sy hotombananao ny fitondrantenany.
Malagasy Bible 1865
Ho mpizaha toetra ao amin'ny oloko no nanendreko anao, dia ho fiarovana mafy, mba ho fantatrao sy hizahanao toetra ny alehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho mpizaha toetra ao amin’ny oloko no nanendreko anao, dia ho fiarovana mafy, mba hahafantaranao sy hizahanao toetra ny alehany.
malagasy
Ho mpizaha toetra ao amin'ny oloko no nanendreko anao, dia ho fiarovana mafy, mba ho fantatrao sy hizahanao toetra ny alehany.