Jeremiah 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tena mpikomy maditra avokoa izy rehetra ka mandehandeha manaratsy olona; varahina sy vy izy; samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpiodina raha samy mpiodina izy rehetra; mamafy fanendrikendrehana; varahina sy vy izy ireo; ary samy efa simba avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpikomy maditra avokoa izy rehetra, ka mandehandeha manaratsy; mafy noho ny vy na ny halimo izy, ary samy mpanao ratsy avokoa.
Malagasy Bible 1865
Tena maditra avokoa izy rehetra ka mandehandeha manaratsy, varahina sy vy izy; Samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tena mpikomy maditra avokoa izy rehetra ka mandehandeha manaratsy olona; varahina sy vy izy; samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra.
malagasy
Tena maditra avokoa izy rehetra ka mandehandeha manaratsy, varahina sy vy izy; Samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra.