Jeremiah 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
May ny tafoforana, levon’ny afo ny firaka, foana ny nandrendrehan’ny mpandrendrika, nefa tsy voaisotra ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levon’ny afo ny tafoforana; lany ny firaka; diovina ka diovina koa, nefa tsy mihataka hiala eo ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa sempotra dia sempotra ny tafoforana, ka tokony ho levona ny firaka noho ny hafanana; nefa very maina ny nandrendrehana ny volafotsy fa tsy mety miala ny taindrendrika.
Malagasy Bible 1865
May ny tafoforana, levon'ny afo ny firaka, foana ny nandrendrehan'ny mpandrendrika, fa tsy voaisotra ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
May ny tafoforana, levon’ny afo ny firaka, foana ny nandrendrehan’ny mpandrendrika, nefa tsy voaisotra ny ratsy.
malagasy
May ny tafoforana, levon'ny afo ny firaka, foana ny nandrendrehan'ny mpandrendrika, fa tsy voaisotra ny ratsy.Ataon'ny olona hoe, volafotsy tsy lany izy, satria tsy lanin'i Jehovah.