Jeremiah 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao aminy no alehan’ny mpiandry ondry sy ny ondriny; haoriny manodidina azy ny tranolainy ka samy handany ny ao akaikiny avy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga mitondra ny andian’ondriny ho ao aminy, ireo mpiandry ondry, ka hanorina ny lainy manodidina azy; dia samy homam-bilona amin’ny faritaniny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tonga hatrany aminao ny olona tahaka ny mpiandry ondry sy ny andian’ondriny. Manangana toby manodidina hamelezana anao izy ka mitondra ny andian-tafiny amin’ny tandrify azy.
Malagasy Bible 1865
Ao aminy no alehan'ny mpiandry sy ny ondry; Haoriny manodidina azy ny lainy, ka samy handany ny ao akaikiny avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao aminy no alehan’ny mpiandry ondry sy ny ondriny; haoriny manodidina azy ny tranolainy ka samy handany ny ao akaikiny avy izy.
malagasy
Ao aminy no alehan'ny mpiandry sy ny ondry; Haoriny manodidina azy ny lainy, ka samy handany ny ao akaikiny avy izy.