Jeremiah 6:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataon’ny olona hoe volafotsy tsy ilaina izy satria tsy ilain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volafotsy farany, hoy ny olona: satria efa nataon’i Iaveh ao amin’ny fanarian-javatra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Volafotsy tsy misy ilana azy no ilazana ireny olona ireny, satria tsy ilain’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ataon'ny olona hoe, volafotsy tsy lany izy, satria tsy lanin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataon’ny olona hoe volafotsy tsy ilaina izy satria tsy ilain’NY TOMPO.
malagasy
Ataon'ny olona hoe, volafotsy tsy lany izy, satria tsy lanin'i Jehovah.