Jeremiah 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna ka andeha isika hanao latsaka alina ary aoka horavantsika ny lapany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna andeha hanaovantsika latsaka alina, dia horavantsika ny lapany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsangàna isika mba haka azy an-keriny amin’ny alina; aoka horavantsika ireo lapany tsara tarehy!»
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, ka andeha isika hanao latsak'alina, ary aoka horavantsika ny trano-beny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna ka andeha isika hanao latsaka alina ary aoka horavantsika ny lapany.
malagasy
Mitsangàna, ka andeha isika hanao latsak'alina, ary aoka horavantsika ny trano-beny.