Jeremiah 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; herisetra sy fandravana no re ao aminy; eo anatrehako mandrakariva ny faharariana sy ny faharatrana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fantsakana mampiboiboika ny ranony izy, mampiboiboika ny faharatsiany. An-keriny amam-pandravana no hàny re ao; fery aman-dratra no eo anatrehako eo mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampiboiboika ny faharatsiany toy ny fantsakana mamoaka rano izy. Herisetra sy famoretana no mba re ao. Ratra sy fijaliana no hitako ao mandrakariva.
Malagasy Bible 1865
Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; An-keriny sy fandravana no re ao aminy; Eo anatrehako mandrakariva ny faharariana sy ny faharatrana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; herisetra sy fandravana no re ao aminy; eo anatrehako mandrakariva ny faharariana sy ny faharatrana.
malagasy
Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; An-keriny sy fandravana no re ao aminy; Eo anatrehako mandrakariva ny faharariana sy ny faharatrana.