Jeremiah 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao hiala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy azo onenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihatsarà ianao, ry Jerosalema fandrao ialàn’ny fanahiko ianao, ka ataoko zary efitra, tany tsy onenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Minoa anatra ianao, ry Jerosalema; raha tsy izany, dia hihatahako ianao, ka hataoko tanàna lao sy tany tsy honenana.
Malagasy Bible 1865
Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao hiala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy azo onenana.
malagasy
Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana.