Jeremiah 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no teny nataon’i Jeremia, tamin’ny anaran’i Iaveh, dia toy izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy baiko avy amin’ny TOMPO tonga tamin’i Jeremià ka nandidy azy
Malagasy Bible 1865
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
malagasy
[Fananarana ny olona izay niankina foana tamin'ny tempoly sy ny fombam-pivavahana] Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah: