Jeremiah 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa zohy fieren’ny mpangalatra eo imasonareo va, ity trano iantsoana ny Anarako ity? Izaho koa mba nahita izany, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy ve ity trano izay natokana ho Ahy ity? Fa izany no fahitako azy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Moa ataonareo ho zohy fieren'ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Moa ataonareo ho zohy fieren'ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy Jehovah.