Jeremiah 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mandehana ianareo any amin’ny fitoerako izay tao Silo, dia ilay nasiako ny anarako tany am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian’ny Israely oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana mankany amin’ilay nitoerako any Silô, izay namponenako ny Anarako fahiny, ka zahao ny nanaovako azy, noho ny haratsian’i Israely vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mankanesa any amin’ny toerako masina any Silao izay namponenako ny voninahitro fahiny, ka jereo izay nanaovako azy noho ny haratsian’ilay Israely vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Fa mandehana ianareo any amin'ny fitoerako izay ao Silo, dia ilay nasiako ny anarako any am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian'ny Isiraely oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mandehana ianareo any amin’ny fitoerako izay tao Silo, dia ilay nasiako ny anarako tany am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian’ny Israely oloko.
malagasy
Fa mandehana ianareo any amin'ny fitoerako izay ao Silo, dia ilay nasiako ny anarako any am-boalohany, ka jereo izay nataoko taminy noho ny haratsian'ny Isiraely oloko.