Jeremiah 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa dia ho toy ny nataoko tamin’i Silo no hataoko amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy hataoko amin’ny toerana izay nomeko anareo sy ny razanareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ataoko amin’ity trano ity izay niantsoana ny Anarako, izay ametrahanareo ny fitokianareo, dia ity fitoerana izay efa nomeko anareo sy ny zanakareo, izay nataoko tamin’i Silô;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany ity trano izay natokana ho Ahy ity, ity trano izay ianteheranareo ity, ity toerana izay nomeko anareo sy ny razanareo ity dia hataoko tahaka ny nanaovako an’i Silao.
Malagasy Bible 1865
Koa dia ho toy ny nataoko tamin'i Silo no hataoko amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy amin'ny fitoerana izay nomeko anareo sy ny razanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa dia ho toy ny nataoko tamin’i Silo no hataoko amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy hataoko amin’ny toerana izay nomeko anareo sy ny razanareo;
malagasy
Koa dia ho toy ny nataoko tamin'i Silo no hataoko amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako sady itokianareo, sy amin'ny fitoerana izay nomeko anareo sy ny razanareo;