Jeremiah 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak’i Efraima rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoesoriko eo anatrehako ianareo, toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak’i Efraima rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianareo kosa horoahiko lavitra Ahy tahaka ny nandroahako ny olona rehetra mpiray firenena aminareo, dia ny taranaka rehetra tao Efraîma.»
Malagasy Bible 1865
Ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak'i Efraima rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak’i Efraima rehetra.
malagasy
Ary hesoriko hiala eto anatrehako ianareo toy ny nanesorako ny rahalahinareo rehetra, dia ny taranak'i Efraima rehetra.