Jeremiah 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza mivavaka ho an’ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana sy fivavahana ho azy na mifona Amiko, fa tsy hihaino anao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary ianao aza mifona ho an’ity vahoaka ity; aza manandratra fitarainana na fivavahana ho azy, ary aza miambezo amiko, fa tsy hihaino anao Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, ry Jeremià, aza mivavaka amiko ho an’ity vahoaka ity intsony na mampakatra fitarainana sy fifonana ho azy, fa tsy hihaino anao Aho.
Malagasy Bible 1865
Koa aza mivavaka ho an'ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana sy fivavahana ho azy na mifona amiko; Fa tsy hihaino anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza mivavaka ho an’ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana sy fivavahana ho azy na mifona Amiko, fa tsy hihaino anao Aho.
malagasy
Koa aza mivavaka ho an'ity firenena ity ianao, ary aza manandratra fitarainana sy fivavahana ho azy na mifona amiko; Fa tsy hihaino anao Aho.