Jeremiah 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hitanao va ny ataon’ireo any an-tanànan’ny Joda sy any an-dalamben’i Jerosalema?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hitanao va ny ataon’izy ireo, eny an-tanànan’i Jodà, sy eny an-dalamben’i Jerosalema?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitanao angaha izay ataony any amin’ireo tanànan’i Joda sy eny an-dalamben’i Jerosalema?
Malagasy Bible 1865
Tsy hitanao va ny ataon'ireo any an-tanànan'ny Joda sy any an-dalamben'i Jerosalema?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hitanao va ny ataon’ireo any an-tanànan’ny Joda sy any an-dalamben’i Jerosalema?
malagasy
Tsy hitanao va ny ataon'ireo any an-tanànan'ny Joda sy any an-dalamben'i Jerosalema?