Jeremiah 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa Izaho va no ampahasosorin’ireo, hoy NY TOMPO, fa tsy ny tenany ihany ka hampahamenatra ny tavany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa Izaho va no tsiratsirainy, - teny marin’i Iaveh, - fa tsy ny tenany ihany, ka tsy maintsy hangaihay tava izy amin’izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mampahasosotra Ahy tokoa ve izy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO. Tsia, fa ny tenany ihany no ampahasosoriny, ka hampahamenatra azy izany.
Malagasy Bible 1865
Moa Izaho va no ampahasosorin'ireo, hoy Jehovah, fa tsy ny tenany ihany mba ho fangaihainy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa Izaho va no ampahasosorin’ireo, hoy NY TOMPO, fa tsy ny tenany ihany ka hampahamenatra ny tavany?
malagasy
Moa Izaho va no ampahasosorin'ireo, hoy Jehovah, fa tsy ny tenany ihany mba ho fangaihainy?