Jeremiah 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia haidina amin’ity tany ity, dia amin’ny olona sy ny biby fiompy, amin’ny hazo any an-tsaha ary ny vokatry ny tany; dia hirehitra izany ka tsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’i Iaveh Tompo: «Indro haidina amin’ity tany ity, ny hatezerako amam-pahavinirako, dia amin’ny olona sy ny biby, amin’ny hazo eny an-tsaha sy ny vokatry ny tany; ary hirehitra izany, ka tsy ho faty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Indro ny fahatezerako amam-pahavinirako hatobako amin’ity tanàna ity amin’ny olona sy ny biby fiompy, ary amin’ny hazo eny an-tsaha sy amin’ny vokatry ny tany; ka ho toy ny afo tsy mety maty izany.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ny fahatezerako sy ny fahavinirako haidina amin'ity tany ity, dia amin'ny olona sy ny biby fiompy sy ny hazo any an-tsaha ary ny vokatry ny tany; Dia hirehitra izany ka tsy hovonoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia haidina amin’ity tany ity, dia amin’ny olona sy ny biby fiompy, amin’ny hazo any an-tsaha ary ny vokatry ny tany; dia hirehitra izany ka tsy ho faty.
malagasy