Jeremiah 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Aoka ny fanatitra dorana manontolo ho naman’ny fanatitrareo hafa alatsa-dra, koa mihinàna hena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: «Anampio ny soronareo ny sorona doranareo ka hano ny henan’izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Ny henan’ny sorona dorana manontolo dia ampio ny henan’ny sorom-pihavanana nataonareo, ka mahereza mihinan-kena.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Aoka ny fanatitra dorana ho naman'ny fanatitrareo hafa alatsa-drà, ka mihinàna hena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Aoka ny fanatitra dorana manontolo ho naman’ny fanatitrareo hafa alatsa-dra, koa mihinàna hena.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Aoka ny fanatitra dorana ho naman'ny fanatitrareo hafa alatsa-drà, ka mihinàna hena.