Jeremiah 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy niteny na nandidy momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra hafa tamin’ny razanareo Aho tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy misy nolazaiko tamin’ny razanareo, na nandidiako azy ireo, tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy any amin’ny tany Ejipta, ny amin’ny sorona dorana sy ny sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nitondra ny razanareo niala tany Ejipta Aho, dia tsy nilaza taminy akory na nangataka azy hanao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny amin'ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa no nitenenako tamin'ny razanareo na nandidiako azy tamin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy niteny na nandidy momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra hafa tamin’ny razanareo Aho tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Fa tsy ny amin'ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa no nitenenako tamin'ny razanareo na nandidiako azy tamin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta;