Jeremiah 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny fa nandeha tamin’ny fisainany sy ny ditran’ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa izy ireo tsy nihaino na nanongilan-tsofina, fa nandeha araka ny saim-pantany, nanaraka ny hamafin’ny fo ratsiny; nihemotra izy fa tsy nandroso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy nihaino sady tsy niraharaha Ahy izy fa nanaraka ny heviny araka ny ditran’ny fony. Tsy nitodika tamiko izy fa niamboho Ahy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny, fa nandeha tamin'ny fisainany sy ny ditry ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny fa nandeha tamin’ny fisainany sy ny ditran’ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika Ahy.
malagasy
Kanjo tsy nihaino izy na nanongilana ny sofiny, fa nandeha tamin'ny fisainany sy ny ditry ny fo ratsiny ihany izy dia niamboho, fa tsy mba nanatrika.