Jeremiah 7:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany amin’ny tany Ejipta ka ambaraka androany dia nirahiko ho any aminareo ihany ny mpaminany mpanompoko rehetra, eny, nifoha vao maraina isanandro Aho ka naniraka azy mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo tany Ejipta, ka mandrak’androany, dia naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra ho any aminareo aho, naniraka azy vao maraina isan’andro aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatry ny nialan’ny razanareo tany Ejipta ka mandraka androany, dia tsy nitsahatra Aho naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra tany aminareo isan’andro tsy tapaka.
Malagasy Bible 1865
Hatramin'ny andro nivoahan'ny razanareo avy tany amin'ny tany Egypta ka ambaraka androany dia nirahiko ho any aminareo ihany ny mpaminany mpanompoko rehetra, eny, nifoha maraina koa isan'andro Aho ka naniraka azy mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany amin’ny tany Ejipta ka ambaraka androany dia nirahiko ho any aminareo ihany ny mpaminany mpanompoko rehetra, eny, nifoha vao maraina isanandro Aho ka naniraka azy mandrakariva.
malagasy