Jeremiah 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo sady tsy nanongilana ny sofiny, fa nanamafy ny hatony ka nanao izay ratsy mihoatra noho ny razany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanefa izy ireo tsy nihaino Ahy, tsy nanongilan-tsofina; fa nanamafy ny hatony, nanao ratsy mihoatra noho ny razany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy nihaino Ahy ianareo sady tsy niraharaha Ahy fa nanamafy hatoka sy nanao ratsy mihoatra noho ny razanareo aza.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo sady tsy nanongilana ny sofiny, fa nanamafy ny hatony ka nanao ratsy mihoatra noho ny razany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo sady tsy nanongilana ny sofiny, fa nanamafy ny hatony ka nanao izay ratsy mihoatra noho ny razany aza.
malagasy
Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo sady tsy nanongilana ny sofiny, fa nanamafy ny hatony ka nanao ratsy mihoatra noho ny razany aza.