Jeremiah 7:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia holazainao aminy aza ireo teny rehetra ireo dia tsy hihaino anao izy; ary na dia antsoinao aza izy dia tsy hamaly anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Holazainao aminy izany rehetra izany, nefa tsy hihaino anao izy; hiantsoantso azy ireo ianao, nefa tsy hamaly anao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry Jeremià, na dia hilaza izany teny rehetra izany aminy aza, dia tsy hihaino anao izy; ary na dia hampita ny antsoko aminy aza ianao, dia tsy hamaly anao akory izy.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia holazainao aminy aza ireo teny rehetra ireo, dia tsy hihaino anao izy; Ary na dia antsoinao aza izy, dia tsy hamaly anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia holazainao aminy aza ireo teny rehetra ireo dia tsy hihaino anao izy; ary na dia antsoinao aza izy dia tsy hamaly anao.
malagasy
Ary na dia holazainao aminy aza ireo teny rehetra ireo, dia tsy hihaino anao izy; Ary na dia antsoinao aza izy, dia tsy hamaly anao.