Jeremiah 7:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino ny feon’NY TOMPO Andriamaniny sady tsy mino anatra; very ny fahamarinana fa tsy eo am-bavany intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia izao no holazaiko azy ireo: «Ity no firenena tsy nihaino ny feon’i Iaveh Andriamaniny, sady tsy nety nino anatra; very ny fahamarinana, fa tsy eo am-bavany intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ambarao aminy hoe: «Ianareo no firenena tsy mba mihaino ny feon’ny TOMPO Andriamaniny sady tsy mety mandray anatra. Efa very teo aminareo ny toetra mahatoky ary efa niala teo am-bavanareo izany.»
Malagasy Bible 1865
Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino feon'i Jehovah Andriamaniny sady tsy mino anatra; Very ny fahamarinana, fa afaka tamin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino ny feon’NY TOMPO Andriamaniny sady tsy mino anatra; very ny fahamarinana fa tsy eo am-bavany intsony.
malagasy
Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino feon'i Jehovah Andriamaniny sady tsy mino anatra; Very ny fahamarinana, fa afaka tamin'ny vavany.