Jeremiah 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo dia hamponeniko amin’ity tany ity ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Ahitsio ny lalanareo aman’asanareo, dia hamponeniko amin’ity tany ity ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Ataovy tsara ny fitondrantenanareo sy ny asanareo, dia hamponeniko amin’ity tany ity ianareo.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, dia hamponeniko amin'ity tany ity ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo dia hamponeniko amin’ity tany ity ianareo.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo, dia hamponeniko amin'ity tany ity ianareo.